Kristy fiainantsika

Mandresy ny tenanao ve ianao?


Mandresy ny tenanao ve ianao?
Thème du mois : Mpandresy ny Tompo

Mandresy ny tenanao ve ianao?

""Fa avy ao anatin'ny olona dia avy ao am-pony, no ivoahan'ny sain-dratsy ...""

Tandremo sao voafitaka! Tsy lavitra no misy ny fahavalonao fa ao amin'ny ivon'ny fiainanao dia ao am-ponao ihany. Io fo io no kendren'ny devoly sy izao tontolo izao hobaboina. Iza ary no avelanao hanjaka sy hanapaka ao am-ponao? Aza manaiky ho voafitaky ny fonao! Ampanekeo an'i Jesoa ny fonao dia ho resinao ny sain-dratsy manery anao hanota.

🤲 Vavaka:

Mba ho kristiana miova fo avokoa anie no ao amin'ny fiangonanao Jesoa ô Amen


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

14 avril 2026

44 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Tahinasoa

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro