Kristy fiainantsika

Maniry mafy hitondra fanasitranana Andriamanitra


Maniry mafy hitondra fanasitranana Andriamanitra
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Maniry mafy hitondra fanasitranana Andriamanitra

""... ary hahasitrana ny taniny (Aho)""

Misy tokoa ny vaovao mampalahelo sy mahakivy. "... mampihantona ny andro Aho, ka tsy misy ranonorana latsaka, na asaiko mandany ny tany ny valala, na anaterako areti-mandringana ny oloko" - 2 Tantara 7:13., fa ny teny farany, filazantsaran' Andriamanitra dia ny hoe "Ary hahasitrana ny taniny Aho". Ho tanteraka aminao sy ny ankohonanao, amin'ny fiangonana sy ny firenena anie izany fanirian' Andriamanitra izany.

Andeha ary isika hiaraka hiaino ny bitsiky ny tompo isan'andro mba hizorantsika amin'ny lalan'ny fanasitranana! Mirary soa!


🤲 Vavaka :

Mivavaha mba ho tanteraka ny fanasitranana ny fiangonana sy ny firenena


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

3 janvier 2026

12 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro