Kristy fiainantsika

Matahotra ny fihavian'ny Tompo indray ve ianao?


Matahotra ny fihavian'ny Tompo indray ve ianao?
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Matahotra ny fihavian'ny Tompo indray ve ianao?

""Koa izany no tsy hatahorantsika, na dia ho levona aza ny tany, na mifindra ho ao anatin'ny ranomasina aza ny tendrombohitra""

Alohan'ny fihavian'ny Tompo dia hiseho tokoa ireo famantarana mampihorohoro. "Fa amin'izany andro izany, raha afaka izany fahoriana izany, ny masoandro hohamaizinina, ary ny volana tsy haneho fahazavana, ary ny kintana hiraraka avy eny amin'ny lanitra, ary hohozongozonina ny hery izay ao amin'ny lanitra ... Lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy mba ho lany ity taranaka ity" - Marka 13:24-25 MG1865. "Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ..." hoy Jesoa ao amin'ny Lioka 21:36 MG1865. Jesoa Ilay tia anao no ho avy, koa inona no atahorana amin'izany?


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

4 août 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro