Kristy fiainantsika

Mendrika fikelezan'aina sy fiezahana ny asam-pamonjena nataon' Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa

 Mendrika fikelezan'aina sy fiezahana ny asam-pamonjena nataon' Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Mendrika fikelezan'aina sy fiezahana ny asam-pamonjena nataon' Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa

""Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino""

Velona ny Andriamanintsika, Mpamonjy ny olona rehetra koa Izy, izay manantena izany Andriamanitra izany dia tsy mangina, tsy menatra, tsy kamo fa sahy mijoro ho vavolombelona. Mendrika fikelezan'aina sy fiezahana ny asam-pamonjena nataon' Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa. Toe-po matimaty na mangatsiaka ve no andraisantsika ny fanomezana lehibe dia lehibe sy sarobidy natolotr' Andriamanitra. Ny vaovao mahafaly dia mampite-hizara, mahazaka maniraka, andaniana vola sy fotoana. Tsy foana tsy akory ny fikelezan'ain'izay lanantena Azy.

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

17 décembre 2025

14 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro