Kristy fiainantsika

Meteza hotarafin'ny fahazavan'ny tenin'Andriamanitra sy ny Fanahy Masina


Meteza hotarafin'ny fahazavan'ny tenin'Andriamanitra sy ny Fanahy Masina
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Meteza hotarafin'ny fahazavan'ny tenin'Andriamanitra sy ny Fanahy Masina

""Ary hoy Jesosy: Ho fitsarana no nahatongavako amin'izao tontolo izao, mba hahiratra ny tsy mahiratra, ary mba ho tonga jamba kosa ny mahiratra""

Maro ny olona mihevi-tena ho zavatra tahaka ireto Fariseo niresaka tamin'i Jesoa ireto kanefa tsinontsinona eo anatrehan' Andriamanitra. Tahak'izany ilay fiangonana matimaty tao Laodikia. Hoy Jesoa : "fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka" - Apokalypsy 3:17. Meteza hotarafin'ny fahazavan'ny tenin'Andriamanitra sy ny Fanahy Masina, manatre-tena ary ekeo ny helokao. Aza manaiky ho resin'ny fanamarinan-tena dia hampahiratin' Andriamanitra ny masom-panahinao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

10 septembre 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro