Kristy fiainantsika

Mialà hetaheta ao amin'ny onin'ny ranovelon'ny Fanahy Masina


Mialà hetaheta ao amin'ny onin'ny ranovelon'ny Fanahy Masina
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

Mialà hetaheta ao amin'ny onin'ny ranovelon'ny Fanahy Masina

"Izay mino Ahy, dia hisy onin'ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan'ny Soratra Masina"

Tsy lany laniana, tsy mety ritra ny Fanahy Masina. Tsy toy ny renirano fa tahaka ny onin'ny ranovelona miboiboika. Afaka manaram-po izay mangetaheta. Tsy vidiana fa maimaim-poana. Dia mbola hiahotrahotra ihany ve na hangataka sombitsombiny?

Vavaka:

Fanahy Masina ô, tsy sombitsombiny na tapatapany fa ny fahafenoanao ao am-ponay no angatahinay. Amen


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

21 mai 2026

62 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro