Kristy fiainantsika

Mianatra mandrakariva mandrapihavin'ny Tompo


Mianatra mandrakariva mandrapihavin'ny Tompo
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Mianatra mandrakariva mandrapihavin'ny Tompo

""Ary naharitra roa taona ngarangidina izany, ka dia nandre ny tenin'ny Tompo izay rehetra nonina tany Asia, na Jiosy na jentilisa""

Mpianatr'i Jesoa isika mpino. Izany no fianarana tokony ho avo lenta indrindra satria fanomanana ny olona ho any an-danitra. Na tafiditra na tsy tafiditra, na afaka na tsy afaka. Roa taona ngarangidina no nampianaran'i Paoly ny kristiana sy nanaovany fifanakalozan-kevitra isan'andro. Mianatra mandrapihavin'ny Tompo isika, mila faharetana sy fahazotoana ary fifantohana izany.

Raha toriteny 15 minitra isan-kerinandro dia tsy hahavoky sy hampahatanjaka ny fanahinao. Izany no mahatonga kristiana maro matimaty sy mihatsaravelatsihy ary miverin-dalana. Aza atao kitoatoa ny fanarahanao ny Tompo


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

18 septembre 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro