Kristy fiainantsika

Miantso ny zanany amin'ny anarany avy Andriamanitra


Miantso ny zanany amin'ny anarany avy Andriamanitra
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Miantso ny zanany amin'ny anarany avy Andriamanitra

""... Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao""

Mahagaga sady mahafinaritra izany. Ilay Andriamanitra Lehibe hatrizay hatrizay, nahary ny lanitra sy ny tany no miantso anao amin'ny anaranao raha manaiky ho ondriny ianao. Hoy Jesoa: "ary ny ondry mihaino ny feony; ary izay ondriny tokoa dia antsoiny amin'ny anarany avy ka entiny mivoaka" - Jaona 10:3 MG1865 . Inefatra misesy Andriamanitra no niantso an'i Samoela zaza tamin'ny anarany hoe : "Ry Samoela, ry Samoela", zava-dehibe amin' Andriamanitra ny miantso anao amin'ny anaranao raha zanany ianao. Ekeo ho Tompo sy Mpamonjy anao Izy dia mbola hamaly koa hoe "Ahy ianao"


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

17 juillet 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro