Kristy fiainantsika

Miantso ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora mba hanompo Azy Andriamanitra


Miantso ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora mba hanompo Azy Andriamanitra
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Miantso ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora mba hanompo Azy Andriamanitra

""Ary Jehovah niantso an'i Samoela indray fanintelony ...""

Mbola zaza Samoela. Niantso azy voalohany Andriamanitra, tsy fantany; namerina niantso azy faharoa Izy, mbola noheveriny ho Ely mpisorona; nanamafy ny fiantsoana azy fanintelony Izy. Teo no nahalalan'i Ely fa niantso ity zaza ity Andriamanitra ka nasainy namaly hoe : "Mitenena Jehovah ô, fa mihaino ny mpanomponao"

Miantso ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora mba hanompo Azy Andriamanitra. Mety mbola tsy takatry ny sainy izany, isika olon-dehibe no sitraky ny Tompo hanampy azy ireny hihaino ny feon'ny Tompo. "Avelao ny zaza hanatona Ahy" hoy Jesoa. Tsy miova Andriamanitra. Mbola miantsoa ny ankizy hanantona Azy Izy.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

13 juillet 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro