Kristy fiainantsika

Miara-monina amin'i Jesoa isan'andro


Miara-monina amin'i Jesoa isan'andro
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Miara-monina amin'i Jesoa isan'andro

""... ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo. Ary nanendry roa ambin'ny folo lahy Izy ho ao aminy ...""

Nantsoina hankeo Aminy, ho ao Aminy ny mpianany. Izany no fototry ny fanofanan'i Jesoa ny mpanara-dia Azy. Miara monina Aminy, "mianara Amiko" hoy Jesoa. Na tsy mahita maso an'i Jesoa tahaka ireo 12 lahy ireo aza isika dia mahita Azy amin'ny finoana ary mianatra Aminy amin'ny alalan'ny teniny. "Sambatra kosa izay tsy nahita nefa nino" hoy Izy. Miaraha amin'i Jesoa isan'andro, mamolavola sy manefa anao ho amin'ny fanompoana Azy Izy


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

31 juillet 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro