Kristy fiainantsika

Miaramila tsaran'i Kristy


Miaramila tsaran'i Kristy
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Miaramila tsaran'i Kristy

""Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran'i Kristy Jesosy""

Ny miaramila ratsy no tsy miaritra, "mitohatoha foana amin'olona, miampanga lainga, tsy mianina amin'ny karamany", izany no fanaony (Lioka 3:14). Fa maninona no miaritra? Miady ny ady tsaran'ny finoana isika ety, ny asa nataon'i Jesoa no ataon'ny mino Azy koa, manafaka ny olona amin'ny fahotana, mitady sy mamonjy ny very. Niaritra ny mafy noho ny fijoroana ho vavolombelon'ny Tompo Paoly, nasainy nanaraka ny diany koa Timoty. Ary hianao? Raha tsy miaramilan'ny Tompo anie dia miaramilan'i Satana e!


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

5 août 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro