Kristy fiainantsika

Miasa mafy, miady mafy ho an'ny ondry iandraiketana


Miasa mafy, miady mafy ho an'ny ondry iandraiketana
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Miasa mafy, miady mafy ho an'ny ondry iandraiketana

""Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satro-boninahitra reharehanay? Moa tsy ianareo eo anatrehan'i Jesosy Tompontsika amin'ny fihaviany va?""

Tahaka ny mpanao fanatanjaha-tena nandresy tamin'ny fe-potoana farany ka mihoatra lavitra noho ny fifalian'ny mpandresy ny fibitahan'ny mpanazatra. Dia toy izany ny rehereha sy satroboninahitr'i Paoly. Ny mpino nitoriany filazantsara eo anatrehan'i Jesoa amin'ny fiaviny. Ny tena ray aman-dreny, na mpitarika, na tompon' andraikitra indrindra fa ny mpitondra fivavahana dia tokony ho tahaka an'i Paoly; miasa mafy ary miady mafy ho an'ny ondriny, ho an'ny zanany mba ho eo anatrehan'i Jesoa amin'ny fiaviny. Izany no tena atao hoe : nahatafita zanaka.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

30 octobre 2025

4 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro