Kristy fiainantsika

Mifananatra mba hatanja-tsaina sy hahery mandrakariva


Mifananatra mba hatanja-tsaina sy hahery mandrakariva
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Mifananatra mba hatanja-tsaina sy hahery mandrakariva

""... anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka ...""

Hoy Jesoa tamin'ny fanoharana : "Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany" - Matio 7:25 MG1865. Toe-java-pitranga tsy azo ialàna eo amin'ny fiainana kristiana izany. Misy trangan-javatra avelan' Andriamanitra misafotofoto eo amin'ny fiainantsika. Jesoa aza tao anatin'ny sambokely niaraka tamin'ny mpianatra mbola notsofin'ny tafio-drivotra sy nianjerazeran'ny onja. Ho setrin'ny tahotry ny mpianatra dia nanontany azy Jesoa hoe : "Aiza ny finoanareo". Mifananara ary mba hatanja-tsaina ka hahery mandrakariva. Ny finoana dia avy amin'ny tenin' Andriamanitra. Izay hendry dia manorina ny fiainany amin'izany.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

19 août 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro