Kristy fiainantsika

Mihevitra anao ny Tompo rehefa mihevitra ny hafa ianao


Mihevitra anao ny Tompo rehefa mihevitra ny hafa ianao
Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra

Mihevitra anao ny Tompo rehefa mihevitra ny hafa ianao

""... Tsy misy atỳ aminay, afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa""

Ny mpianatra tsy nanao hoe : "Inona indray no hohanintsika raha atolotra avokoa ny eo am-pelatanana?". Nandresy ny tsy fisiana ilay noheverina fa kely nisy rehefa natolotra zato isan-jato. Jesoa tsy miova, afaka mamerina fahagagana toy izao Izy fa isika fiangonana ve afaka handresy ny fitiavan-tena. Nampiandraiketin'i Jesoa fanomezam-pahasoavana maro isika kristiana, Azy ireny, avotsory ho amin'ny tanjona irin'ny Tompo ampiasana azy.


Mivavaha mba hahazoan'ireto mila vonjy ara-nofo, ara-tsaina, ara-panahy avy amin'izay atolotra am-pitiavana

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

25 février 2026

7 vues

10 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro