Kristy fiainantsika

Mijoroa hanao ny sitrapon' Andriamanitra


Mijoroa hanao ny sitrapon' Andriamanitra
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Mijoroa hanao ny sitrapon' Andriamanitra

""... Ny amin'ny fitsanganan'ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio""

Hoy Paoly : "Tokony hiseho eto anatrrehanao ireo mba hiampanga ahy raha tahiny misy izay hiampangany ahy". Tsy mitombina ary tsy marina ny fanendrikendrehana an'i Paoly teo anatrehan'ny fitsarana fa noho ny fankahalany an'i Jesoa. Ilay nomelohiny teo amin'ny hazo fijaliana sy nitsangana tamin'ny maty dia nakahalaina izy. Hoy Jesoa : "Halany foana Aho" - Jaona 15:25. Koa raha tena mijoro manao ny sitrapon' Andriamanitra tahaka an'i Paoly ianao, inona no tokony hahagaga anao raha halan'ny olona ianao?

Inona no tianao, hanao ny sitrapon' Andriamanitra dia halan'izao tontolo izao sa no naman'izao tontolo izao dia fahavalon'Andriamanitra


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

20 décembre 2025

13 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro