Kristy fiainantsika

Mikely aina sy miasa andro aman'alina toy ny mpiandry tsara fa tsy mpikarama


Mikely aina sy miasa andro aman'alina toy ny mpiandry tsara fa tsy mpikarama
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Mikely aina sy miasa andro aman'alina toy ny mpiandry tsara fa tsy mpikarama

""Fa tsaroanareo, ry rahalahy, ny fikelezanay aina sy ny fisasaranay; fa niasa andro aman'alina, mba tsy hahavaky tratra na dia olona iray akory taminareo aza, no nitorianay ny filazantsaran'Andriamanitra taminareo""

Izany ka mpanompon' Andriamanitra nandray antso. Mikely aina sy miasa andro aman'alina. Maro no mitonona fa olom-boaantso nefa mpikarama fa tsy mpiandry tsara tahaka an'i Jesoa, vaky tratra ny fiangonana mamelona azy.

Izay nandray ny fitiavan'i Kristy tahaka an'i Paoly dia teren'izany fitiavana izany hizara ho an'ny hafa. "Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany" - Jaona 15:13 (MG1865) 


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

4 juillet 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro