Kristy fiainantsika

Mila mifananatra isika


Mila mifananatra isika
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Mila mifananatra isika

""Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao, ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra; ary voavonjinao koa ny fanahinao""

Tena ilaina ny fananarana. Mila mifananatra isika. Izaho manaiky handray ny fananaran'ny hafa ary izaho koa manaiky hananatra ny hafa. Tsy manaiky izany ilay olombelona be ambom-po ao anantintsika kanefa tsy maintsy atao izany. Raha misy jamba iray mizotra an-kady, tsy hiteny mafy azy sy hanakana azy ianao? Raha tsy manao izany ianao dia ho meloka. Ianao koa nefa mandrakaraiva dia tahaka io jamba diso lalana io. Hoy ny Hebreo 13:22 - "Zakao ny teny fananarana"


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

26 septembre 2025

7 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro