Kristy fiainantsika

Minoa fa mahay ny zavatra rehetra Andriamanitra


Minoa fa mahay ny zavatra rehetra Andriamanitra
Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana

Minoa fa mahay ny zavatra rehetra Andriamanitra

""Indro, Izaho no Jehovah, Andriamanitry ny nofo rehetra; moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?""

Tahaka ny olona adala sy tsy misaina Jeremia; naminany izy fa ho lasa babo any Babylona ny Israely ary hanjakan'ireo fahavalo ireo ny fireneny, izy nefa mbola nividy tany. Inona no mahamaika hividianana izany. Fanehoany amin'ny endrika hita maso ny finoany fa tsy maintsy mbola hampodiana any an-tanindrazany any aoriana any izay rehetra nobaboina. Teny fikasan' Andriamanitra izany.

"Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita" - Hebreo 11:1. Minoa fa mahay ny zavatra rehetra Izy.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

7 juin 2025

4 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro