Kristy fiainantsika

Minoa ny fiasa maherin'ny Fanahy Masina ao anatinao


Minoa ny fiasa maherin'ny Fanahy Masina ao anatinao
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Minoa ny fiasa maherin'ny Fanahy Masina ao anatinao

""Ary tonga tao amin'i Jefta ny Fanahin'i Jehovah, dia nandeha nitety an'i Gileada sy Manase izy; ka dia nitety an'i Mizpa any Gileada koa izy ka niala tany Mizpa any Gileada, dia nandroso nankany amin'ny taranak'i Amona.""

Minoa ny fiasa maherin'ny Fanahy Masina ao anatinao.

Andriamanitra tsy mandainga, aza miroroa saina tahaka an' i Jefta. Mbola naka fanahy an' Andriamanitra indray izy ka nivoady hoe : "Raha hatolotrao eo an-tanako tokoa ny taranak'i Amona dia ho an'i Jehovah izay mivoaka amin'ny varavaran'ny tranoko hitsena ahy ..." Inona indray no itenenana izany? Raha tsy tambatambazana voady anga Andriamanitra tsy handray ny andraikiny? Iza moa no hivoaka ny varavaranao, tsy ny vadinao na ny zanakao? Rehefa voafatotry ny teniny izay vao nanenina.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

27 mai 2025

12 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro