Kristy fiainantsika

Misy asa niantsoana anao


Misy asa niantsoana anao
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Misy asa niantsoana anao

""Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an'ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy ny Fanahy Masina: Atokàny ho Ahy Barnabasy sy Saoly hanao ny asa izay efa niantsoako azy""

Tao anatin'ny vavaka no nandrenesana ny Fanahy Masina nanokana azy mirahalahy hanao asa efa niantsoana azy. NIrahina hitory filazantsara izy ireo. Misy asa niantsoana anao. Maro ny tsy an'asa. Maro koa no manao ny asa tsy niantsoana azy. Izay hahazoam-bola no be ao an-doha ka fikaramana no ataon'ny mpitondra fivavahana sasany. Ao amin'izay asa ataonao no sehatra niantsoana anao hijoro ho vavolombelona. Mihainoa ny Fanahy Masina


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

7 juillet 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro