Kristy fiainantsika

Misy fahaiza-manao entinao manompo an' Andriamanitra avy amin'ny Fanahy Masina ao anatinao

Misy fahaiza-manao entinao manompo an' Andriamanitra avy amin'ny Fanahy Masina ao anatinao
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Misy fahaiza-manao entinao manompo an' Andriamanitra avy amin'ny Fanahy Masina ao anatinao

""Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany""

✨ Méditation

Na iza na iza itoeran'ny Fanahy Masina dia nizarany fanomezam-pahasoavana. Mibebaha! Aoka hadio mandrakariva ny fonao dia ho tamàna ao anatinao ny Fanahy Masina.

Misy fahaiza-manao entinao manompo an' Andriamanitra avy amin'ny Fanahy Masina ao anatinao. Fantaro ary izany dia kolokoloy, hatsarao mba hisy anjara fanompoana manavanana sy mampiavaka anao amin'izao fahavelomanao izao.

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

18 mai 2025

8 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro