Misy fanantenana ho anao any am-parany, na dia tsy takatrao aza ny zava-miseho ankehitriny

Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra
Misy fanantenana ho anao any am-parany, na dia tsy takatrao aza ny zava-miseho ankehitriny
""Ary misy fanantenana ho anao any am-parany; hoy Jehovah""
Misy toe-javatra mandiso fanantenana tsy hay hazavaina kanefa tsy azo anomezantsiny an' Andriamanitra mitranga eto amin'ity tany ity. Anisan'izany ny nampamonoan'i Heroda ny zazalahy latsaky ny roa taona tamin'ny nahatarehan'i Jesoa ka namerenana nanoratana ny teny ato amin'ity teny ao amin'ny Jeremia 31:15 ao amin'ny Matio 2:18 ity hoe : "Nisy feo re tao Rama dia fidradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany ary tsy azo nampiononina izy satria lany ritra ireny"
Misy fanantenana ho anao any am-parany, na dia tsy takatrao aza ny zava-miseho matokia ny Tompo, manantenà Azy.
Mombamomba
5 décembre 2025
8 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor