Kristy fiainantsika

Miteny sy miantso ny ankizy sy ny tanora ny Tompo


Miteny sy miantso ny ankizy sy ny tanora ny Tompo
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Miteny sy miantso ny ankizy sy ny tanora ny Tompo

""Fa hoy Jehovah tamiko: Aza manao hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao""

Mbola manamafy izao fa miteny amin'ny tanora ary miantso azy ireny koa ny Tompo. Ianao manana hery sy tanjaka, matsilo saina ary tsara bika sy tarehy io no antsoin'ny Tompo hanompo Azy tahaka an'i Jeremia. Araraoty dieny mbola tanora fa fohy ihany ny androm-piainantsika ety


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

27 juillet 2025

6 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro