Kristy fiainantsika

Mitoetra ao anatinao ve ny Fanahin' Andriamanitra?


Mitoetra ao anatinao ve ny Fanahin' Andriamanitra?
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Mitoetra ao anatinao ve ny Fanahin' Andriamanitra?

""Fa ianareo tsy ao amin'ny nofo, fa ao amin'ny Fanahy, raha ny Fanahin'Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo""

✨ Méditation


Mitoetra ao anatinao ve ny Fanahin' Andriamanitra?

Misy kristiana tezitra raha lazaina fa tsy manana ny Fanahy nefa ny asan'ny nofo no miharihary eo amin'ny fiainany. "'Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijejojejoana, fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana, fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ..." - Galatiana 5:19-21

Iray ihany no manapaka, na ny nofo na ny Fanahy. Koa iza ary no omenao laka ao anatinao?


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

19 mai 2025

19 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro