Kristy fiainantsika

Mitohy ny tantara


Mitohy ny tantara
Thème du mois : Miasa ao amin'ny mino ny Fanahy Masina

Mitohy ny tantara

"... ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany"

Rehefa nandray ny Fanahy Masina ny apostoly dia nanohy ny tantara natombok'i Jesoa tao amin'ny filazantsara. Taorian'ny Pentekosta dia teraka ny finagonana ary nahazo hery nampielezana ny filazantsara na dia teo aza ny fanoherana sy fanenjehana mavaivay. Maro no maty maritiora. Tsy mifarana ny bokin'ny asan'ny apostoly, anjarako sy anjaranao ny manohy izany mandrapihavin'ny Tompo. Ahoana no hahatanterahana izany? Aoka ho fenoina ny Fanahy Masina mandrakariva.

Vavaka:

Ampaherezo hanohy ny asan'ny apostoly eto amin'ny firenenay izahay. Amen


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

16 mai 2026

124 vues

1 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Mihossiraman

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro