Kristy fiainantsika

Nandray ny hosotry ny Fanahy ihany nefa tonga ratsy fiafara !


Nandray ny hosotry ny Fanahy ihany nefa tonga ratsy fiafara !
Thème du mois : Mitari-dalana ny Fanahy Masina

Nandray ny hosotry ny Fanahy ihany nefa tonga ratsy fiafara !

""... ary ny Fanahin'i Jehovah dia nilatsaka tamin'i Davida hatramin'iny andro iny ... Fa ny Fanahin'i Jehovah efa niala tamin'i Saoly, ary nisy fanahy ratsy avy tany amin'i Jehovah nampahatahotra azy""

✨ Méditation

Nandray hosotra ihany koa i Saoly rehefa notendren' Andriamanitra ho mpanjaka. Niverimberina ny tsy fankatoavany an' Andriamanitra, nalahelo tao anatiny ny Fanahy, tsy nisy fibebehana marina dia izao nialan'ny Fanahy izao ary nidiran'ny fanahy ratsy.

Maro ny olona no nandray any fahafenoan'ny Fanahy tahaka an'i Davida sy Saoly saingy te hanao ny sitrapony ihany, dia tanteraka tamin'ireny olona ireny ny tenin' i Jesoa hoe : " ary ny faran'izany olona izany dia tonga ratsy noho ny voalohany" - Matio 12:45. Nitondran'ilay fanahy ratsy tao anainty fanahy fito ratsiratsy kokoa.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

20 mai 2025

14 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro