Kristy fiainantsika

Nantsoina hiady ny ady tsaran'ny finoana isika


Nantsoina hiady ny ady tsaran'ny finoana isika
Thème du mois : Olomboaantso ny mpino

Nantsoina hiady ny ady tsaran'ny finoana isika

""Miadia ny ady tsaran'ny finoana, hazòny ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa ...""

Nantsoina hiady ny ady tsaran'ny finoana isika. Tsy milamina ny fiainanao rehefa niala teo ambany fahefan'ny devoly ianao. Mampiasa ny tetik'ady rehetra, ny fitaka sy lainga ary fanangolena hampiverin-dalana anao izy sy ny miaramilany. Jesoa aza nalainy fanahy.

Fa hianao kosa dia miaramila tsaran'i kristy, tsy misy fitsaharana ety, miady foana, miambina mandrakariva, mihazona ny fiainana mandrakizay nomen'i Jesoa tamin'ny fahafatesany teo amin'ny hazo fijaliana. Rehefa any amin'ny Tompo isika vao misy fitsaharana, vita ny ady.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

5 juillet 2025

19 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro