Kristy fiainantsika

Nataony sorona hamonjy anao ny zanany


Nataony sorona hamonjy anao ny zanany
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

Nataony sorona hamonjy anao ny zanany

""Ary hitan'i Jehovah fa be ny faharatsian'ny olona tambonin'ny tany, ka izay fisainana rehetra avy amin'ny fony dia ratsy ihany mandritra ny andro""

Dia nanao ny safo-drano Andriamanitra hanakanana ny fihanaky ny faharatsian'ny olombelona fa nifantina kosa an'i Noa sy ny ankohonany hametraka taranaka manao ny sitrapon' Andriamanitra. Voavaha ve ny olana? Voasakana ve ny fahotana? Tsia! Miharihary eo anatrehan' Andriamanitra foana ny fahotantsika. Ny tena vaha olana? "Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay" - Jaona 3:16.

Ekeo Jesoa dia ilazao koa ny hafa

🤲Vavaka :


Ampahirato ny mason'ny zanak'olombelona mba hanekeny sy handraisany ny fanafody manasitrana azy dia Jesoa Kristy

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

11 mars 2026

2 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro