Kristy fiainantsika

Nohamarinina maimaimpoana nohon'ny fijalian'i Jesoa isika, mbola hitoetra amin'ny ota ve?


Nohamarinina maimaimpoana nohon'ny fijalian'i Jesoa isika, mbola hitoetra amin'ny ota ve?
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Nohamarinina maimaimpoana nohon'ny fijalian'i Jesoa isika, mbola hitoetra amin'ny ota ve?

""... dia anaro izy mba tsy ho meloka amin'i Jehovah, fandrao iharan'ny fahatezerana ianareo sy ny rahalahinareo; izany no ataovy, dia tsy ho meloka ianareo""

Mba tsy ho meloka amin'i Jehovah ianareo! Tena ratsy izany, iharan'ny fahatezeran' Andriamanitra ny olo-meloka. Mba tsy hoe meloka amin'ny lalàn'ny firenena fandrao higadra, izany mandrakariva no atahoran'ny olona. Tia antsika Andriamanitra, nitondra ny fanamelohana antsika mpanota teo amin'ny hazofijaliana Ilay marina sy masina. Izay mino izany dia nohamarinina tamin'ny ran'i Jesoa. Raha nohamarinina maimaimpoana noho ny fijalian'i Jesoa toy izany ianao, mbola hitoetra amin'ny ota ihany ve? Sanatria!


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

31 août 2025

4 vues

5 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro