Kristy fiainantsika

Ny fanananao an'i Jesoa ao am-ponao ihany no manome lanja ny fisianao


Ny fanananao an'i Jesoa ao am-ponao ihany no manome lanja ny fisianao
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Ny fanananao an'i Jesoa ao am-ponao ihany no manome lanja ny fisianao

""Izany no lazao sy ananaro ary andrarao amin'ny fahefana rehetra. Aza avela hisy hanao tsinontsinona anao""

Fa maninona no misy kristiana, mpandray ny fanasan'ny Tompo, tompon' andrakititra ao amin'ny fiangonana ataon'ny olona tsinontsinona? Tahaka ny fanasina matsatso hoy Jesoa, arian'ny olona any ivelany sy itsakitsahin'ny olona. Hatramin'ny fiangonana sy ny fanompoan' Andriamanitra no lasa very hasina.

Na dia mananatra sy mandrara amin'ny fahefana rehetra aza ianao ka tsy avelanao hanjaka amin'ny fiainanao Jesoa dia tena poak'aty avokoa no ambara. Jesoa dia teny tonga nofo, tenin' Andriamanitra hita maso, Izay mino Azy dia tonga fianarana ho an'ny hafa.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

23 décembre 2025

12 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro