Kristy fiainantsika

Ny fankatoavana tenin' Andriamanitra mialoha ny fitahiana


Ny fankatoavana tenin' Andriamanitra mialoha ny fitahiana
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Ny fankatoavana tenin' Andriamanitra mialoha ny fitahiana

""Koa mandehana hianareo ... ary indro, Izaho momba anareo""

Ankafizin'ny maro ny Deoteronomia 28:6. "Hotahiana ianao raha miditra ary hotahiana ianao raha mivoaka". Tiantsika homba antsika amin'izay rehetra ataontsika ny Tompo, na inona na inona. Koa inona ary no maha Tompo Azy? Mandehana aloha dia homba anao Izy hoy ny Deoteronomia 28. Ny fankatoavana tenin' Andriamanitra dia tahaka ny omby mandeha mialoha, manaraka ao aoriana ny sarety dia ny fitahiana. Maniraka antsika hitory filazantsara ny Tompo mba ho tonga tokoa ny fanjakan'Andriamanitra, homeny antsika miaraka amin'izany izay ho hanintsika sy hosotrointsika ary hotafiantsika.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

18 août 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro