Kristy fiainantsika

Ny fihinanana poizina ve no hahazoana fahasalamana?


Ny fihinanana poizina ve no hahazoana fahasalamana?
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

Ny fihinanana poizina ve no hahazoana fahasalamana?

""Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin'ny ota ihany va isika hitomboan'ny fahasoavana? Sanatria izany!""

Mifanohitra tanteraka izany! Mifanalavitra ohatran'ny atsimo sy avaratra. Ny fankafizana fahotana ve dia mampitombo ny fahasoavana? Mampilentika ao anatin'ny lavaka mangitsokitsoky ny fahaverezana izany. Zava misy sy marina eo amin'ny fiainan'ny olona maro mitonona ho kristiana nefa izany. Nitombo ny harena noho ny halatra dia tenenina hoe : "Arahabaina fa nahazo fahasoavana". Dia ampiana fanolorana voady masina sy fangataham-bavaka avy amin'ny mpitondra fivavahana ary anaovana fisaorana.

Inona no holazaintsika? "Tena mampalahelo" hoy aho!

🤲 Vavaka:


Mifona aminao izahay Andriamanitra ô! Mifona ho an'ny fiangonana sy ny kristiana

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

26 mars 2026

17 vues

10 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro