Kristy fiainantsika

Ny hetsika kely atao amin'ny fitiavana sy finoana dia mety hahafindra tendrombohitra


Ny hetsika kely atao amin'ny fitiavana sy finoana dia mety hahafindra tendrombohitra
Thème du mois : Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Ny hetsika kely atao amin'ny fitiavana sy finoana dia mety hahafindra tendrombohitra

""ary ny sasany kosa sariho avy amin'ny afo no famonjy azy; ...""

Ara-dàlana ary helohin'ny lalàna aza izay tsy mamonjy ny tsy mahavonjy tena ao anatin'ny trano efa hirehitra. Fa misy olona efa tahaka ny any amin'ny afo-be eto ambonin'ny tany eto. Dia misy ny miteny hoe : "Tsy misy azo atao intsony", tazanim-potsiny ireny olona ataon'ny devoly sambo-belona ireny. Raha ny hava-tianao no tavela ao anaty trano mirehitra, hitazam-potsiny ianao? Tsia, mahita atao foana. Misy azo atao, mivavaha ka aza mitsahatra ho an'ireny olona ireny; ny hetsika kely atao amin'ny fitiavana sy finoana dia mety hahafindra tendrombohitra


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

20 novembre 2025

10 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro