Kristy fiainantsika

Ny mpaminany marina dia mamerina ny fon'ny olona amin' Andriamanitra


Ny mpaminany marina dia mamerina ny fon'ny olona amin' Andriamanitra
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Ny mpaminany marina dia mamerina ny fon'ny olona amin' Andriamanitra

""... Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nahita asa, ary andro fanasitranana, fa indro fampitahorana.""

Fa naninona no nisy "kanjo"? Fa naninona no nanantena tsy misy? Mpaminany sandoka milaza lainga no nohenoina, koa inona no andrasana amin'izany? Na iza na iza mpitondra fivavahana mampanantena fitahiana, fahombiazana, fanasitranana, fahagagana, lanitra nefa tsy manindry ny fialana ny amin'ny kolikoly, lainga, fijangajangana, zava-mahadomelina, fanompoan-tsampy sy fanompoana razana dia mitovy amin'ny mpaminany sandoka ihany. Fa maninona no tsy misy fanasitranana ny tany, maninona no mijanona amin'ny fahatrana, fa maninona no fampitahorana no manjaka nefa mivavaka be isika? Ny mpaminany marina dia mamerina ny fon'ny olona amin' Andriamanitra


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

10 décembre 2025

14 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro