Ny olom-boaantso dia tsy mpikarama fa mpiandry tsara manahaka an'i Jesoa

Thème du mois : Olomboaantso ny mpino
Ny olom-boaantso dia tsy mpikarama fa mpiandry tsara manahaka an'i Jesoa
""... Fa raha tàhiny manao soa kosa ianareo ka mitondra fahoriana sy mandefitra, dia izany no sitrak'Andriamanitra. Fa ho amin'izany no niantsoana anareo; fa Kristy aza efa nijaly hamonjy anareo ka namela fianarana ho anareo, mba hanarahanareo ny diany""
Nantsoina hanahaka an'i Kristy isika. Nitondra fahoriana sy nandefitra Izy, nijaly mba ho famonjena antsika. Fiainana kristiana ara-dalàna izany. Raha atao hoe "Olomboaantson'ny Tompo" ianao ka miandry ho tompotompoina sy karakaraina dia tsy manahaka an'i Jesoa ianao izany.
Mombamomba
9 juillet 2025
5 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor