Kristy fiainantsika

Ny olona mino dia tsy baikon'ny hitan'ny maso sy ny ren'ny sofina


Ny olona mino dia tsy baikon'ny hitan'ny maso sy ny ren'ny sofina
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Ny olona mino dia tsy baikon'ny hitan'ny maso sy ny ren'ny sofina

""... amin'ny fanginana sy ny fahatokiana no hisian'ny herinareo...""

Ny olona mino dia tsy baikon'ny hitan'ny maso sy ny ren'ny sofina. Mahay mangina manoloana ny toe-javatra mampitroatra ary manana fahatoniana rehefa miatrika zava-tsarotra. Mahita an' Andriamanitra Izay lehibe noho ny olana sy ny olona ny mino. Hoy ny mpanao Salamo : "Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho; Avy aiza ny famonjena ahy? Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany." - Salamo 121: 1- 2. Manàna toe-panahy mifantoka any amin' Andriamanitra mandrakariva tahaka an'i Davida niteny hoe : "Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko;" - Salamo 23:4


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

11 septembre 2025

4 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro