Kristy fiainantsika

Ny tsara tsy mora


Ny tsara tsy mora
Thème du mois : Mitarika ho amin'ny fandinihan-tena ny Tompo

Ny tsara tsy mora

""fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo...""

"Ary hitan' Andriamanitra izay rehetra nataony, ary indro, tsara indrindra izany". Taorian'ny nahariana ny olombelona no nitenenany izany. Mba hamonjena ny "ny tsara indrindra" very noho ny fahotana dia natolony "ny tsara loatra" dia ny Zanany Lahy Tokana hamerenana antsika ho Zanany indray. Nihoatra ny fitiavan' Andriamanitra. Ilay hany tokana tao Aminy no nataony sorona satria tsy foiny ianao. Lafo dia lafo, tsy moramora ny nividianany anao, tsy azo oharina amin'ny volamena sy volafotsy. Dia inona avalinao izany?

🤲 Vavaka:


Andriamanitra ô, ampahafantaro anay ny fahoriana nentin'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana izay vidin'ny famonjena anay

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

24 mars 2026

19 vues

10 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro