Ny zavatra rehetra hain'ny mino

Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino
Ny zavatra rehetra hain'ny mino
""... Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino""
Tsy hain'ny mpianatra 9 lahy ny famoahana ny demonia tamin'ity zazalahy ity. "Ny zavatra rehetra hain'ny mino", izany no navalin'i Jesoa ny rain'ity tovolahy ity, izay nitaraina fatratra taminy. Tsy hoe "Ny zavatra rehetra haiko", fa hain'ny mino. Dia hoy ny rain-drazazalahy : "Mino aho; vonjeo aho ho afaka amin'ny tsy finoako"
Kolokoloy ny finoanao, mivokisa tenin' Andriamanitra dia hitombo ny finoanao, mibebaha ary manàna fahadiovam-po dia hihatsara sy ho lalina ny fifandraisanao amin' Andriamanitra.
Mombamomba
24 septembre 2025
3 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor