Kristy fiainantsika

Olom-boavonjy ve dia mbola hiharam-pahoriana?


Olom-boavonjy ve dia mbola hiharam-pahoriana?
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Olom-boavonjy ve dia mbola hiharam-pahoriana?

""Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin'ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana""

Olom-boavonjy ve dia mbola hiharam-pahoriana? Hoy Jesoa: "Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra" - Matio 5:10 MG1865 . "Ry malala, aza gaga noho ny fizahan-toetra mahamay izay mahazo anareo ho fitsapan-toetra, ary aza atao ho zavatra mahagaga manjo anareo izany" - 1 Petera 4:12 MG1865. Miaramila tsaran'i Kristy isika, ny miaramila manafika dia misedra havizananana hanohanana, fiaretana samihafa. Raha mandalo toe-javatra toy izany ianao dia mahereza ary mahareta fa miaraka aminao mandrakariva ny Tompo. Aty an-tanim-piadiana isika, tsy misy izany intsony any an-danitra.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

2 août 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro