Olona miavaka hianao raha ao anatinao ny Fanahy Masina
Thème du mois : An'ny Tompo ny fahefana
Olona miavaka hianao raha ao anatinao ny Fanahy Masina
""Fa ianao kosa dia misikìna, ary miomàna, ka lazao aminy izao rehetra andidiako anao izao; aza matahotra ireo, fandrao dia hataoko raiki-tahotra eo anatrehany ianao. Indro, Izaho hanao anao ho tanàna mimanda sy andry vy ary manda varahina mba tsy ho leon'ny tany rehetra, na ny mpanjakan'ny Joda, na ny lehibeny, na ny mpisorony, na ny vahoaka. Fa hiady aminao ireny, nefa tsy hahaleo anao, satria momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah""
Olona miavaka hianao raha ao anatinao ny Fanahy Masina. "Fa hianao kosa ...". Tsy mitovy amin'ny olona kanosa ianao, lazao amin'ny hafa ny famonjena noraisinao. Mahazo hery ianao rehefa ao anatinao ny Fanahy Masina dia sahy mijoro ho vavolombelon'ny Tompo. Minoa ireo teny fikasan'ny Tompo ireo.
Mombamomba
9 juin 2025
3 vues
1 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor