Rehefa eo ianao, tonga ny mazava

Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo
Rehefa eo ianao, tonga ny mazava
""Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao""
Fitiavan' Andriamanitra izao tontolo izao ny fisianao, mitovy amin'ny antom-pisian'i Jesoa. Hoy ny Jaona 3:16 : "Fa toy izao no nitiavan’Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay". Fa izao koa no marina : "Fa toy izao no nitiavan' Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ianao mba tsy hiaina ao anaty fahamaizinana izay mino fa ho velona ao anaty fahazavana".
🤲 Vavaka :
Mangataha mba hihazava mandrakariva Kristy ao anatinao
Mombamomba
27 janvier 2026
9 vues
3 min
Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady
Mpanoratra ny hafatra
Posté par :
Editor