Kristy fiainantsika

Rehefa noana ny fanahy dia mivezivezy ny nofo


Rehefa noana ny fanahy dia mivezivezy ny nofo
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Rehefa noana ny fanahy dia mivezivezy ny nofo

""Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay""

Ilaina isan'andro izany tarilalan'ny tenin' Andriamanitra izany. Mila mikatsaka ny fanjakan' Andriamanitra sy ny tenin' Andriamanitra fahamarinana mandrakariva ianao, dia hanampiny ho anao izay ilainao isan'andro, dia izay hohaninao sy hosotroinao sy hotafianao (Matio 6:31-33). Rehefa fantatrao ka tanterahinao izay iantsoan' Andriamanitra anao ety, dia homeny anao miaraka amin'izany ny vatsy rehetra ilainao!


🤲 Vavaka :

Mangataha mba ho vokin'ny Tenin' Andriamanitra ny olona ka tsy hivezivezy hanao ny fanaon'izao tontolo izao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

16 janvier 2026

12 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro