Kristy fiainantsika

Rehefa tonga ny fanjakan' Andriamanitra ary atao ny sitrapony dia hahazo ny hanina sahaza ho azy ny tsirairay

Rehefa tonga ny fanjakan' Andriamanitra ary atao ny sitrapony dia hahazo ny hanina sahaza ho azy ny tsirairay
Thème du mois : Mampahafantatra ny asan'ny Tompo ny soratra

Rehefa tonga ny fanjakan' Andriamanitra ary atao ny sitrapony dia hahazo ny hanina sahaza ho azy ny tsirairay

""Hahazaka be ny ombinay, Ary tsy hisy ho rava, na ho lasan-ko babo, Sady tsy hisy fitarainana any an-dalambenay""

Raha manana an'i Jehovah ho Andriamanininy ny firenena dia tsy ho nofinofy izany fahasambarana izany. Fa maninona no misy faharavana? maninona no misy lasan-kobabo ary marobe no babo ao amin'ny fireneny ihany ka lasa mitaraina eny an-dalam-be? Tsy avela mipetraka eo amin'ny fitondrana ny firenena ny sitrapon' Andriamanintra. Ny fitiavan-tena sy fitiavam-bola no manjaka.

👏Vavaka :

Mivavaha mba anjakan' Andriamanintra eto amin'ny fitondrana ny firenena ka hihena ny fitarainana sy karazana fahababoana mahazo ny vahoaka

S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

12 février 2026

8 vues

3 min

Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro