Kristy fiainantsika

Sahia mijoro fa mampandresy anao Andriamanitra velona


Sahia mijoro fa mampandresy anao Andriamanitra velona
Thème du mois : Mifampahery ny mpino

Sahia mijoro fa mampandresy anao Andriamanitra velona

""Ny liona sy ny bera samy novonoin'ny mpanomponao; ary io Filistina tsy mifora io dia ho tahaka ny anankiray amin'ireny, satria nihaika ny miaramilan'Andriamanitra velona izy""

Andriamanitra velona ve ny Andriamanitrao? Mba miaramilan' Andriamanitra velona ihany hono no notarihan' iSaoly mpanjaka kanefa tora-kovitra tamin'ny fiantsian'i Goliata izy ireo.

Tsy nanaiky izany fahafaham-baraka izany Davida ka nandresy lahatra an'i Saoly hahazoany mifanandrina amin'i Goliata. Andriamanitra velona no niaraka taminy tany am-piandrasana ondry ka nahafatesany liona sy bera, "koa ahoana no tsy handreseko io Filistiana tsy mifora io?"

Sahia mijoro fa mampandresy anao Andriamanitra velona


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

23 août 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro