Kristy fiainantsika

Sahy manatona an'i Jesoa ao anaty ny fahalemena


Sahy manatona an'i Jesoa ao anaty ny fahalemena
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Sahy manatona an'i Jesoa ao anaty ny fahalemena

""Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.""

Mahagaga ny fihetsik'ireto jamba roalahy ireto. Nanaraka an'i Jesoa izy ireo sady niantsoantso, mbola nanatona an'i Jesoa niditra tao an-trano koa izy ireo.

Mahay ny zavatra rehetra ny mino ary tsy voasakan'ny fahalemena tsy hanantona an'i Jesoa. Hoy ny Hebereo 11:6 : "Fa raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy"


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

14 septembre 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro