Kristy fiainantsika

Sao dia nafana fo am-boalohany ihany ianao amin'ny fanarahana ny Tompo?


Sao dia nafana fo am-boalohany ihany ianao amin'ny fanarahana ny Tompo?
Thème du mois : Mahandrasa, ho avy ny Tompo

Sao dia nafana fo am-boalohany ihany ianao amin'ny fanarahana ny Tompo?

""... Dia tomoera ao aminy hianareo ... araka ny nampianarany anareo ...""

Maro ny kristiana tsy mitoetra tsara. Nafana fo am-boalohany fotsiny, diso fanoloran-tena ny sasany, fanarahana fombafomba no nanery fa tsy ny fitiavan'i Kristy, fanantenan-javatra no nanosika ny hafa ka rehefa tsy azo izay nirina dia niala tamin' Andriamanitra.

Inona ary no anton'ny mahatonga ny kristiana matimaty, matsatso, mihatsaravelatsihy, manao mamy ny atsy fy ny aroa? Tsy miorina amin'ny fampianaran'ny Tompo ny fanoloran-tena sy ny fiainana kristiana. Tahaka ilay adala nanorina trano teo ambony fasika, tsy maintsy ho avy ny fisedrana toy ny rivotra sy ranonorana ary riaka be, izany trano ratsy fiorenana izany, ary tsy maintsy hirodana


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

25 novembre 2025

8 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro