Kristy fiainantsika

Tahaka ny lamba mihosin-drà izay heverintsika fa fahamarinantsika


Tahaka ny lamba mihosin-drà izay heverintsika fa fahamarinantsika
Thème du mois : Velon'ny finoana ny mpino

Tahaka ny lamba mihosin-drà izay heverintsika fa fahamarinantsika

""Dia araka izany koa no ilazan'i Davida fa sambatra ny olona izay isain'Andriamanitra fahamarinana tsy amin'ny asa""

Tsy ny asantsika sy ny fahamendrehantsika no anamarinana antsika. Tahaka ny lamba mihosin-drà izay heverintsika fa fahamarinantsika (Isaia 64:5). Ny asa nataon' Andriamanitra no anamarinana antsika. Nanolotra ny Zanany Lahy tokana teo amin'ny hazo fijaliana Izy, mba tsy ho very izay mino Azy fa hanana fiainana mandrakizay. Rehefa mino sy manaiky izany asan' Andriamanitra izany isika dia hamarinina maimaim-poana. Ny fahafatesan'i Jesoa teo amin'ny hazo fijaliana no tambin'ny otantsika. Izy irery no lalana hahazoantsika mifandray amin' Andriamanitra masina.


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

12 septembre 2025

10 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro