Kristy fiainantsika

Tanteraka ny fahasambarana raha ny tsirairay no manao ny sitrapon' Andriamanitra


Tanteraka ny fahasambarana raha ny tsirairay no manao ny sitrapon' Andriamanitra
Thème du mois : Mahefa ny zavatra rehetra ny Tompo

Tanteraka ny fahasambarana raha ny tsirairay no manao ny sitrapon' Andriamanitra

""Sambatra ny firenena izay tahaka izany; Eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny""

Andeha ary isika hanontany tena hoe : "manana an'i Jehovah Andriamaniny tokoa ve ny firenena?". Ny mpitondra fivavahana ve mahataona ny kristiana ho tia sy hankato an' Andriamanitra? Ny kristiana mpitondra fanjakana, ny mpiasan'ny fitsarana, ny mpiasan'ny fananan-tany, ny mpitandro filaminana zanaky ny fiangonana ve manaja sy matahotra an' Andriamanitra?

Mitondra fanasitranana ho an'ny firenena ny fiainan'ny kristiana tsirairay ny finoanay eo amin'ny sehatra ametrahan' Andriamanitra azy. Manana anjara biriky hitondra fahasambarana eto amin'ny firenena ny fitiavanao an' Andriamanitra.


🤲 Vavaka :

Mivavaha mba ho porofoin'ny kristiana amin'izay rehetra ataony ny finoany


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

19 janvier 2026

15 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro