Kristy fiainantsika

Tapitra ny taona fa ny fampaherezan' Andriamanitra anao tsy mety tapitra


Tapitra ny taona fa ny fampaherezan' Andriamanitra anao tsy mety tapitra
Thème du mois : Manantenà an'Andriamanitra

Tapitra ny taona fa ny fampaherezan' Andriamanitra anao tsy mety tapitra

""Tsy mba mety ho reraka na sasatra Izy; Tsy takatry ny saina ny fahalalany""

Ampitovianareo amin'iza moa Andriamanitra? Miverina indroa izany fanontaniana izany eto ( Isaia 40:18,25). "Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be. Na dia ny tanora fanahy aza dia ho reraka sy ho sasatra, ary na dia ny zatovo aza dia mety ho tafintohina mafy; Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery; Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka." - Isaia 40:29-31

Aza ampitoviana amin'ny tenanao voafetra sy mety reraka Andriamanitra. Tapitra ny taona fa ny fampaherezany anao tsy mety tapitra


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

31 décembre 2025

14 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro