Kristy fiainantsika

Tonga olom-baovao!


Tonga olom-baovao!
Thème du mois : Mamoria vokatra ho an'ny Tompo

Tonga olom-baovao!

""Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. Fa izany rehetra izany dia avy amin'Andriamanitra, ...""

Koa raha misy olona tsy ao amin'i Kristy dia mbola ilay "olona taloha" ihany izy. Tandremo fa ilay "olona taloha" na ilay maha andevon'ny ota ato anatintsika dia tia mivavaka, tia manompo an' Andriamanitra, tia manao hira fideràna tahaka ireo olona diso hevitra nanao hoe : "Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin'ny Anaranao izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin'ny Anaranao va izahay, ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin'ny Anaranareo va izahay?". Tsy olom-baovao ireo nafana fo sy nanao ny ainy tsy ho zavatra ireo fa mpanao meloka, hoy Jesoa (Matio 7:21-23). Ao amin'ny Kristy ve ianao? Raha tsy mbola azonao antoka izany dia mibebaha dia ho lasa olom-baovao ao amin'ni Kristy ianao


S'abonner aux partagesHijery ny hafa
Mombamomba

28 octobre 2025

5 vues

3 min


Mpanoratra
P
Pasitera RANDRIAMALALA Emmanuel mivady

Mpanoratra ny hafatra

Posté par :

Editor

Hikaroka fisaintsainana hafa

Tetiandro